Index

Proverbes : drakidraky

Proverbe 1Drakidraky be tsy mamàna : manome safoitra ny akoho. [1.147 #D15]

Proverbe 2Drakidraky mamàna, gisy mangatody : raha tsy tiana tsy anaran-trena-maso. [1.147 #D16]

Proverbe 3Drakidraky manasa loha : samy manano ny faniny. [1.147 #D17]

Proverbe 4Drakidraky omam-potaka : tonga dia vavany. [1.147 #D18]

Index