Index

Proverbes : arangaranga

Proverbe 1Basy atifi-kavana : arangaranga lahatea. [1.147 #B4]
Basy atifi-kavana ka arangaranga ihany. [1.1]
Basy atifi-kavana : tsy afenina fa arangaranga. [2.558 #866]
Interprétation malgacheEnti-milaza fa tsy mba mihatsaravelatsihy ny tena ka na hamely aza dia aharihary ny atao. [1.1]

Index