Index

Proverbes : antsangoa

Proverbe 1Takonam-paty, nilatsahan’ antsangoa : laha tsy antambon’ ny maty, lozan’ ny velona. [1.147 #T15]
Takoñam-paty nilatsahan' antsangoa: tsy hita na antambon' ñy maty na lozan' ñy velona. [2.165]
Lanjam-paty nilatsahan' antsangoa: tsy fantatra na antambon' ny maty no lozan' ny velona. [2.165]

Index