Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : anganongano | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Avy tamin' ny anganongano, ka lany tamin' ny arirarira. [2.165 #778] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Obtenu par chance et dépensé follement. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Ce qui vient par la flûte s' en va par le tambour. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Raha mandrivotra avy andrefana ny andro, hoy ny adala: manjaira sonina, fa ho avy ny valala. Hoy kosa ny anganongano: tampeno ny vava, fa tonga ny aretina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||