|
|
|
|

Index

Proverbes : Andriantiazaza

Proverbe 1Hono, ry andrian-tsy vahoaka: ny ombilahy va no miady, fa ny vato be no mikorontana ? Tsy ny vato no mikorontana, tsy ny ombilahy no miady, fa Andriantiazaza no maty. [2.653 #1099]

Proverbe 2Tsy ny vato be no mikorontana, tsy ny ombalahy no miady, fa Andriantiazaza no maty, ka vory ny lafy valo. [2.558]
Vatobe mikorontana, ny ombalahy miady, nefa nafoiko fa Andriantiazaza no halevina. [2.558 #4888]

Index