|
|
|
|

Entrée1  alevina
Radical  2  levina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Asitrika, afenina, totofana ao anaty tany: Alevina ny vary vao mitsiry ~ Tany avaratra no nalevina ny fatin' Itompokolahy Ravala
Alentika ila ao anaty tany: Aleveno eto itỳ hazo itỳ ho famantarana
Explications en anglais  5  [1.7] to be buried
Explications en français  6  [1.8] qu'on enterre
Exemples  7  Ka raha maty dia ao Ambohimanatrika no alevina. [2.508#]
8  Tokony alevina ao anaty lavaka lalina ny tainy. [2.424#]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot alevina

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21