Entrée (1/3) | 1 levina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 9 levina |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 [1.1] Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo |
Entrée (3/3) | 12 levina |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 [1.1] Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia 15 [1.13] fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano |
Explications en français |
16 [1.3] niveau, niveau d'eau 17 [1.13] niveau |
Vocabulaire |
18 Outils |
Synonymes | 19 lenta |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |