|
|
|
|

Entrée1  fandevenana
Radical  2  levina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanitrihana na fanotofana na fanafenana ao anaty tany, enti-milaza ny fomba rehetra arahina rehefa manatitra ny nofon' ny olona iray maty ao am-pasana
Explications en anglais  5  [1.7] the act of burial, a funeral
Explications en français  6  [1.3#404] l'action d'enterrer, les funérailles
7  [1.8] action d'enterrer, funérailles
Exemples  8  Nidina hatrany aho nikarakara ny fandevenana. [2.472]
9  Taorian' ny fandevenana ny Mpanjaka no natao ny fitsarana. [2.508]
10  Nanantena ny hahita anao aho tamin' ny fandevenana an' i Masy! [2.471]
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Titres  13  Kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice)
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot fandevenana
Article  15  Randzavola: fandevenana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/12/11