|
|
|
|

Index

Proverbes : andrahoina

Proverbe 1Nahoana no hena tsara no handrahoina ka kitay fakoina no zahana ? [2.558]
Nahoana no hena tsara no hohandroina, ka dia kitay fakoina no tadiavina ? [2.415 #4540, 2.653 #2043]
Traduction françaisePourquoi, lorsqu' on a une bonne viande à faire cuire, aller chercher des détritus ramassés partout, au lieu de paille à brûler ? [2.415 #4540]
Interprétation françaisePar paresse ou économie mal entendue, on risque d' avoir une viande mal cuite. [2.415 #4540]

Proverbe 2Ny roatra fotsy ihany na mena aza ny vary nandrahoina. [2.558 #207]

Proverbe 3Patsa no andrahoina, ka kitay aiditr' olon-droa no tadiavina. [2.558 #224]

Index