Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : anatrehana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ny teny ratsy fotaka am-baravarana, ka samy manilika ny eo anatrehany. [2.165 #546]
Ny teny ratsy fotaka eo am-baravarana, ka samy manilika ny eo anatrehany. [2.653 #2446] Ny teny ratsy toy ny fotaka eo am-baravarana, ka samy manilika ny eo am-baravarany. [2.558 #3285] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Les mauvaises paroles sont comme de la boue devant la porte, et chacun pousse de côté celle qui est devant lui. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Tenenin-kavana anatrehan' ny maro, ka am-po no marary. [2.558 #4120]
Tenenin-kavana imaso : ka am-po no marary. [2.415 #4893] Tenenin' | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Il est pénible d' entendre quelqu' un dire devant vous du mal d' un membre de votre famille. [2.165]
Personne en présence de qui on parle mal de ses parents : elle souffre dans son coeur. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||