Index |
|
|
|
Proverbes : ampiadina
|
|
|
Proverbe 1 | Akoholahy jamba : ampiadiana tsy miady, avela manaingoka ny namany. [2.558]
Akoholahy jamba : ampiadiana, tsy miady ; tonga ao an-trano, manaingoka ny namany. [2.415 #3448]
Akoholahy jamba : ampiadina, tsy miady ; tonga ao an-trano, manaingoka ny namany. [2.653 #60]
|
Traduction française | Coq aveugle : quand on le fait combattre, il ne veut pas et dès qu' on le met au milieu des siens, il les frappe à coups de bec et les maltraite. [2.415 #3448]
|
Interprétation française | Se disait des gens difficiles. [2.415 #3448]
|
|
|
Index |
|
|