|
|
|
|

Index

Proverbes : ambotry

Proverbe 1Ombalahy mifaoka ambotry, ka mavon' ny ataony. [2.415 #6320]
Ombilahy mifaoka am-botry ka mavon' ny nataony. [2.165 #1707]
Ombilahy mifaoka am-botry: mavon’ ny ataony. [2.653]
Ombilahy nisoitra votry ka mavon' ny nataony. [2.558 #3417]
Aombilahy nihaotra an-tanimena, mavon’ ny nataony. [1.147 #A101]
Traduction françaiseSi un taureau met sa tête dans une fourmilière, il aura le museau couvert de terre par son fait. [2.165 #1707]
Taureau qui frappe de la corne dans une fourmillière : c' est de sa faute s' il est sale. [2.415 #6320]
Interprétation françaiseSe disait des gens victimes de leurs propres actions. [2.415 #6320]

Index