|
|
|
|

Entrée1  tany mena
Mots élémentaires  2  tany, mena
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy
Explications en français  5  [1.3] terre rouge
6  [1.13] Sol latéritique, latérite
Exemples  7  Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra [2.470#144]
8  Ny hita matetika anefa dia trandraka an-tany mena ireto mpiavy [2.445#16]
Vocabulaire  9  Géologie
Autres orthographes  10  tanimena
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot tany mena

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/28