Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : ambavafo | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Mitono manao mantamanta; mahandro manao lozodozotra; ka ny atao ihany no mankarary am-bavafo. [2.165]
Mitono manao mantamanta, mahandro manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary. [2.558 #2480] Mitono, manao mantamanta; mahandro, manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary am-bava-fo. [2.653] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Si en grillant dans le feu, ou en cuisant dans la marmite, on ne fait cuire qu' à demi, on aura mal à l' estomac par son fait. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||