|
|
|
|

Entrée1  mantamanta
Radical  2  manta
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  Tsy dia tena manta
5  Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta
6  Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1]
Exemples  7  Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna. [2.472]
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mantamanta

Mis à jour le 2023/01/20