Index

Proverbes : afoizo

Proverbe 1Afoizo aho raiko tsy hiasa, hoy ny taim-piraka. [2.653 #23, 2.558]

Proverbe 2Akoholahy tsy maneno toy izay lasan-kary. [2.415 #744, 2.165]
Akoho tsy maneno toy izay lasan-kary [1.3]
Akoho tsy naneno ohatra izay lanin' ny kary. [1.1 #45]
Akoho tsy naneno ohatr' izay lasan' ny kary. [1.1 #45]
Akoho tsy naneno toy izay, afoizo fa lasan' ny kary. [2.558]
Raha akoholahy tsy naneno toy izay, afoizo fa lasan' ny kary. [2.558 #3545]
Interprétation malgacheEnti-milaza famoizan-zavatra nandrasan-tsy tonga. [1.1 #45]
Tsy misy porofon' ny fahaverezana mihoatra noho ny tsy fahitana ilay zavatra na ny tsy fandrenesana ny feony. [1.1 #534]
Traduction françaiseSi le coq n’a pas déjà chanté, c'est que le chat l'a mangé [1.3]
Si le coq n' a pas encore chanté (le matin), c' est qu' il a été pris par un chat sauvage. [2.165]
Si le coq ne chante pas, c'est qu' il a été pris par un chat sauvage. [2.415 #744]
Interprétation françaiseAttente déçue [1.3]

Index