|
|
|
|

Chapitres et versets citant Nakora

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 11.22 And Serug lived thirty years, and begat Nahor: Ary rehefa telo-polo taona ny andro niainan' i Seroga, dia niteraka an' i Nahora izy, Rahefa telo-polo taona ny andro niainan' i Saroga dia niteraka an' i Nakora izy. Quand Serug eut trente ans, il engendra Nahor.
Gen / Jen 11.23 And Serug lived after he begat Nahor two hundred years, and begat sons and daughters. Ary ny andro niainan' i Seroga taorian' ny niterahany an' i Nahora dia roan-jato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Ary mbola velona roan-jato taona Saroga, taorian' ny niterahany an' i Nakora, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Après la naissance de Nahor, Serug vécut deux cents ans et il engendra des fils et des filles.
Gen / Jen 11.24 And Nahor lived nine and twenty years, and begat Terah: Ary rehefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan' i Nahora, dia niteraka an' i Tera izy. Rahefa sivy amby roa-polo taona ny andro niainan' i Nakora, dia niteraka an' i Tare izy. Quand Nahor eut vingt-neuf ans, il engendra Térah.
Gen / Jen 11.25 And Nahor lived after he begat Terah an hundred and nineteen years, and begat sons and daughters. Ary ny andro niainan' i Nahora taorian' ny niterahany an' i Tera dia sivy ambin' ny folo amby zato taona; ary niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Ary mbola velona sivy ambin' ny folo amby zato taona Nakora taorian' ny niterahany an' i Tare, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Après la naissance de Térah, Nahor vécut cent dix-neuf ans et il engendra des fils et des filles.
Gen / Jen 11.26 And Terah lived seventy years, and begat Abram, Nahor, and Haran. Ary rehefa fito-polo taona ny andro niainan' i Tera, dia niteraka an' i Abrama sy Nahora ary Harana izy: Rahefa fito-polo taona ny andro niainan' i Tare, dia niteraka an' i Abrama sy Nakora ary Aràna izy. Quand Térah eut soixante-dix ans, il engendra Abram, Nahor et Harân.
Gen / Jen 11.27 Now these are the generations of Terah: Terah begat Abram, Nahor, and Haran; and Haran begat Lot. Ary izao no taranak' i Tera: Tera niteraka an' i Abrama sy Nahora ary Harana; ary Harana niteraka an' i Lota. Izao no tantaran' i Tare: Tare niteraka an' i Abrama sy Nakora ary Aràna. Aràna niteraka an' i Lota. Voici la descendance de Térah : Térah engendra Abram, Nahor et Harân. Harân engendra Lot.
...............
Gen / Jen 11.29 And Abram and Nahor took them wives: the name of Abram' s wife was Sarai; and the name of Nahor' s wife, Milcah, the daughter of Haran, the father of Milcah, and the father of Iscah. Ary Abrama sy Nahora dia samy naka vady ho azy: ny anaran' ny vadin' i Abrama dia Saray; ary ny anaran' ny vadin' i Nahora dia Milka, zanakavavin' i Harana, rain' i Milka sy rain' Iska. Abrama sy Nakora samy naka vady avy; ka ny anaran' ny vadin' i Abrama dia Saray, ary ny anaran' ny vadin' i Nakora dia Meldà, zanak' i Aràna, rain' i Melkà sy rain' i Jeskà. Abram et Nahor se marièrent : la femme d' Abram s' appelait Saraï; la femme de Nahor s' appelait Milka, fille de Harân, qui était le père de Milka et de Yiska.
...............
Gen / Jen 22.20 And it came to pass after these things, that it was told Abraham, saying, Behold, Milcah, she hath also born children unto thy brother Nahor; Ary rehefa afaka izany, dia nisy nanambara tamin' i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zazalahy koa Milka tamin' i Nahora rahalahinao, Taty aorian' izany, nisy nampandre vaovao tamin' i Abrahama dia izao: Efa nitera-dahy tamin' i Nakora rahalahinao koa Melkà, Après ces événements, on annonça à Abraham que Milka elle aussi avait enfanté des fils à son frère Nahor :
...............
Gen / Jen 22.23 And Bethuel begat Rebekah: these eight Milcah did bear to Nahor, Abraham' s brother. Ary Betoela niteraka an-dRebeka. Ireo valo ireo no naterak' i Milka tamin' i Nahora, rahalahin' i Abrahama. Batoela no rain-dRebekà. Izy valo lahy ireo no naterak' i Melkà tamin' i Nakora rahalahin' i Abrahama. et Bétuel engendra Rébecca . Ce sont les huit enfants que Milka donna à Nahor, le frère d' Abraham.
...............
Gen / Jen 24.10 And the servant took ten camels of the camels of his master, and departed; for all the goods of his master were in his hand: and he arose, and went to Mesopotamia, unto the city of Nahor. Ary ilay mpanompo naka rameva folo tamin' ny ramevan' ny tompony ka lasa, ary izay zava-tsoa nananan' ny tompony dia samy nitondrany avokoa; dia nandeha izy ka nankany Mesopotamia ho any an-tanànan' i Nahora. Naka folo tamin' ny ramevan' ny tompony, ilay mpanompo, dia niainga handeha, ary nananany fahefana avokoa ny fananan' ny tompony. Dia nitsangana izy, ka any Mesopotamia any an-tanànan' i Nakora no nalehany. Le serviteur prit dix des chameaux de son maître et, emportant de tout ce que son maître avait de bon, il se mit en route pour l' Aram Naharayim, pour la ville de Nahor.
...............
Gen / Jen 24.15 And it came to pass, before he had done speaking, that, behold, Rebekah came out, who was born to Bethuel, son of Milcah, the wife of Nahor, Abraham' s brother, with her pitcher upon her shoulder. Ary raha tsy mbola nitsaha-niteny izy, dia, indro, tamy Rebeka, izay naterak' i Betoela, zanakalahin' i Milka, vadin' i Nahpra, rahalahin' i Abrahama, nilanja ny sininy teny an-tsorony. Tsy mbola tapitra akory ny teniny, dia indro tamy nitondra ny sininy teo an-tsorony Rebekà, zanakavavin' i Batoela zanak' i Melkà vadin' i Nakora rahalahin' i Abrahama. Il n' avait pas fini de parler que sortait Rébecca, qui était fille de Bétuel, fils de Milka, la femme de Nahor, frère d' Abraham, et elle avait sa cruche sur l'épaule.
...............
Gen / Jen 24.24 And she said unto him, I am the daughter of Bethuel the son of Milcah, which she bare unto Nahor. Ary hoy izy taminy: Zanakavavin' i Betoela, zanakalahin' i Milka, izay naterany tamin' i Nahora, aho. Dia hoy ny navaliny: Zanakavavin' i Batoela zanak' i Melkà, izay naterany tamin' i Nakora aho. Elle répondit : Je suis la fille de Bétuel, le fils que Milka a enfanté à Nahor
...............
Gen / Jen 24.47 And I asked her, and said, Whose daughter art thou? And she said, the daughter of Bethuel, Nahor' s son, whom Milcah bare unto him: and I put the earring upon her face, and the bracelets upon her hands. Dia nanontany azy aho ka nanao hoe: Zana-jovy moa ianao? Ary hoy izy: Zanak' i Betoela, zanakalahin' i Nahora, aho, izay naterak' i Milka taminy. Dia nataoko teo anorony ny kavin' orona, ary ny haba teny amin' ny tànany. Dia nanontany azy aho, nanao hoe: Zanak' iza moa hianao? Ary novaliny hoe: Zanak' i Batoela, zanakalahin' i Nakora, izay naterak' i Melkà taminy, aho. Izay dia nasiako kavina ny orony, ary nasiako haba ny tànany. Je lui ai demandé : De qui es-tu la fille ? et elle a répondu : Je suis la fille de Bétuel, le fils que Milka a donné à Nahor. Alors j' ai mis cet anneau à ses narines et ces bracelets à ses bras,
...............
Gen / Jen 29.5 And he said unto them, Know ye Laban the son of Nahor? And they said, We know him. Ary hoy izy taminy: Moa mba fantatrareo va Labana, zanakalahin' i Nahora? Dia hoy izy: Fantatray ihany. Dia hoy izy taminy: Mba fantatrareo va Labana zanak' i Nakora? Ary hoy ny navaliny: Fantatray izy. Il leur dit : Connaissez-vous Laban, fils de Nahor ? - Nous le connaissons, répondirent-ils.
...............
Gen / Jen 31.53 The God of Abraham, and the God of Nahor, the God of their father, judge betwixt us. And Jacob sware by the fear of his father Isaac. Ny andriamanitr' i Abrahama sy ny andriamanitr' i Nahora, dia ny andriamanitry ny rain' izy mirahalahy anie hitsara antsika. Fa Ilay natahoran' i Isaka rainy kosa no nianianan' i Jakoba. Ary aoka ny Andriamanitr' i Abrahama sy Andriamanitr' i Nakora ary Andriamanitry ny razan' ireo no hitsara antsika. Que le Dieu d' Abraham et le Dieu de Nahor jugent entre nous. Et Jacob prêta serment par le Parent d' Isaac, son père.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 24.2 And Joshua said unto all the people, Thus saith the Lord God of Israel, Your fathers dwelt on the other side of the flood in old time, even Terah, the father of Abraham, and the father of Nachor: and they served other gods. Ary hoy Josoa tamin' ny vahoaka rehetra: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tany an-dafin' ny Ony no nonenan' ny razanareo tany aloha. dia Tera, rain' i Abrahama sy Nahora; ary nanompo andriamani-kafa izy. dia hoy Josoe tamin' ny vahoaka rehetra. Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Taloha dia tany an-dafin' ny ony no nonenan' ny razanareo. Tare rain' i Abrahama sy rain' i Nakora, ary andriamani-kafa no notompoin' izy ireo. Josué dit alors à tout le peuple : " Ainsi parle Yahvé, le Dieu d' Israël : Au-delà du Fleuve habitaient jadis vos pères, Térah, père d' Abraham et de Nahor, et ils servaient d' autres dieux.

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 6.6 And when they came to Nachon' s threshingfloor, Uzzah put forth his hand to the ark of God, and took hold of it; for the oxen shook it. Ary nony tonga teo amin' ny famoloan' i Nakona izy, dia naninjitra ny tanany tamin' ny fiaran' Andriamanitra Oza ka nihazona azy, satria nazeran' ny omby ny fiara. Nony tonga teo am-pamoloan' i Nakora izy ireo, dia naninjitra ny tànany nankamin' ny fiaran' Andriamanitra Ozà sy nandray azy, fa nisolifatra ny omby. Comme on arrivait à l' aire de Nakôn, Uzza étendit la main vers l' arche de Dieu et la retint, car les boeufs la faisaient verser.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.26 Serug, Nahor, Terah, Seroga, Nahora, Tera, Seroga, Nakora, Tare, Serug, Nahor, Térah,

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.34 Which was the son of Jacob, which was the son of Isaac, which was the son of Abraham, which was the son of Thara, which was the son of Nachor, zanak' i Jakoba, zanak' isaka, zanak' i Abrahama, zanak' i Tera, zanak' i Nahora, zanak' i Jakoba, zanak' Isaaka, zanak' i Abrahama, zanak' i Tarè, zanak' i Nakora, fils de Jacob, fils d' Isaac, fils d' Abraham, fils de Thara, fils de Nachor,