|
|
Deuteronomy |
Fifanekena na Detoronomia |
Fifanekena na Detoronomy |
Le Deutéronome |
... | ... | ... | ... | ... |
Deo / Dt 3.29 |
So we abode in the valley over against Bethpeor. |
Ka dia nitoetra tany an-dohasaha tandrifin' i Beti-peora isika. |
Dia nijanona teo an-dohasaha tandrifin' i Bet-Fogora isika. |
Puis nous sommes restés dans la vallée, en face de Bet-Péor. |
... | ... | ... | ... | ... |
Deo / Dt 4.46 |
On this side Jordan>, in the valley over against Bethpeor, in the land of Sihon> king of the Amorites>, who dwelt at Heshbon>, whom Moses> and the children of Israel> smote, after they were come forth out of Egypt>: |
tany an-dafin' i Jordana, tao an-dohasaha tandrifin' i Beti-peora, tao amin' ny tanin' i Sihona, ilay mpanjakan' ny Amorita nonina tao Hesbona, dia ilay noresen' i Mosesy sy ny Zanak' Isiraely, rehefa nivoaka avy tany Egypta izy, |
tany an-dafin' i Jordany tao an-dohasaha tandrifin' i Bet-Fogora, amin' ny tanin' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, nonina tao Hesebona, izay noresen' i Moizy sy ny zanak' Israely tamin' ny nivoahany tany Ejipta. |
au-delà du Jourdain>, dans la vallée proche de Bet-Péor, au pays de Sihôn>, roi amorite résidant à Heshbôn>. Moïse> et les Israélites> l' avaient battu à leur sortie d'Égypte> |
... | ... | ... | ... | ... |
Deo / Dt 34.6 |
And he buried him in a valley in the land of Moab>, over against Bethpeor: but no man knoweth of his sepulchre unto this day. |
Ary naleviny tao an-dohasaha tao amin' ny tany Moaba, tandrifin' i Beti-peora, izy; ka tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany. |
Ary naleviny teo an-dohasaha, amin' ny tanin' i Moaba, tandrifin' i Bet-Fogora izy. Ary tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany. |
il l' enterra dans la vallée, au pays de Moab>, vis-à-vis de Bet-Péor. Jusqu'à ce jour nul n' a connu son tombeau. |
|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 13.20 |
And Bethpeor, and Ashdothpisgah>, and Bethjeshimoth>, |
sy Beti-peora sy ny ao am-bodin' i Pisga ary Beti-jesimota |
Beti-Fogora, ny kisolosolon' i Fasgà, Beti-Jesimota, |
Bet-Péor, les pentes arrosées du Pisga>, Bet-ha-Yeshimot>, |