|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 12.20 |
As he went to Ziklag>, there fell to him of Manasseh>, Adnah, and Jozabad>, and Jediael>, and Michael>, and Jozabad>, and Elihu>, and Zilthai>, captains of the thousands that were of Manasseh>. |
Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin' ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin' ny Manase. |
Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin' i Manase, nanatona azy: Ednasa, Jozadaba, Jedihela, Mikaela, Jozadaba, Eliao ary Sabataì, tompon' arivo amin' i Manase ireny. |
Quelques Manassites> se rendirent à David> alors qu' il venait lutter avec les Philistins> contre Saül>. Mais ils ne leur prêtèrent pas main-forte car, s'étant consultés, les princes des Philistins> renvoyèrent David> en disant : " Il irait se rendre à son seigneur Saül> au prix de nos têtes! " |
|
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 17.14 |
And these are the numbers of them according to the house of their fathers: Of Judah>, the captains of thousands; Adnah the chief, and with him mighty men of valour three hundred thousand. |
Ary izao no nandaminana azy araka ny fianakaviany avy: Ny mpifehy arivo tamin' ny Joda dia Adna komandy, ary ny fehiny dia lehilahy mahery telo hetsy; |
Toy izao no nanisana azy ireo, araka ny fianakaviany avy: Ny tamin' i Jodà dia ireto no tompon' arivo: Adnà, mpifehy, sy lehilahy mahery telo hetsy, niaraka taminy; |
En voici la répartition par familles : Pour Juda> : officiers de milliers : Adna l' officier, avec 300 milliers de vaillants preux; |
|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 10.30 |
And of the sons of Pahathmoab>; Adna>, and Chelal>, Benaiah>, Maaseiah>, Mattaniah>, Bezaleel>, and Binnui>, and Manasseh>. |
ary ny avy tamin' ny taranak' i Pahata-moaba dia Adna sy Kelala sy Benaia sy Mahaseia sy Matania sy Bezalila sy Binoy ary Manase; |
tamin' ny taranak' i Falata-Moaba: Ednà, Kalala, Banaiasa, Maasiasa, Mataniasa, Beseleela, Benoì, ary Manase; |
des fils de Pahat-Moab> : Adna, Kelal>, Benaya>, Maaséya>, Mattanya>, Beçaléel>, Binnuï> et Menassé>; |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 12.15 |
Of Harim>, Adna; of Meraioth>, Helkai>; |
ny avy tamin' i Hadma dia Adna; ny avy tamin' i Meraiota dia Helkay; |
Ednà avy amin' i Haràma; Helkì avy amin' i Maraiota; |
famille de Harim> : Adna; famille de Merayot> : Helqaï>; |