|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.24 |
And the sons of Naphtali>; Jahzeel>, and Guni, and Jezer>, and Shillem>. |
Ary ny zanakalahin' i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera ary Silema. |
Zanak' i Neftalì: Jasiela, Gonì, Jesera ary Salema. |
Les fils de Nephtali> : Yahçéel>, Guni, Yéçer> et Shillem>. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.48 |
Of the sons of Naphtali> after their families: of Jahzeel>, the family of the Jahzeelites>: of Guni, the family of the Gunites>: |
Ny taranak' i Naftaly, araka ny fokony, dia izao: avy tamin' i Jaziela ny fokon' ny Jazielita; avy tamin' i Gony ny fokon' ny Gonita; |
Zanak' i Neftalì, araka ny fokony avy: ny fokon' ny Jesielita avy tamin' i Jesiela; ny fokon' ny Gonita, avy tamin' i Gonì; |
Les fils de Nephtali>, par clans : pour Yahçéel>, le clan Yahçéélite> ; pour Guni, le clan Gunite> ; |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 5.15 |
Ahi> the son of Abdiel>, the son of Guni, chief of the house of their fathers. |
Ahia, zanak' i Abdiela, zanak' i Gony, no lohan' ny fianakaviany. |
Akì zanak' i Abdiela, zanak' i Gonì, no lohan' ny fokom-pianakaviany. |
Ahi>, fils de Abdiel>, fils de Guni, était le chef de leur famille. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 7.13 |
The sons of Naphtali>; Jahziel>, and Guni, and Jezer>, and Shallum>, the sons of Bilhah>. |
Ny zanakalahin' i Naftaly dia Jaziela sy Gony sy Jezera sy Saloma, samy zanakalahin' i Bila ireo. |
Zanakalahin' i Neftalì: Jasiela, Gonia, Jesera ary Seloma, zanakalahin' i Bala. |
Fils de Nephtali> : Yahaçiel>, Guni, Yéçer>, Shallum>. Ils étaient fils de Bilha>. |