|
|
1st Samuel |
1 Samoela |
Samoela I |
1er Livre de Samuel |
1Sm / 1Sam 1.1 |
Now there was a certain man of Ramathaimzophim>, of mount Ephraim>, and his name was Elkanah>, the son of Jeroham>, the son of Elihu, the son of Tohu>, the son of Zuph>, an Ephrathite>: |
Ary nisy lehilahy Efraimita anankiray tany Ramataima-zofima any amin' ny tany havoan' i Efraima, Elkana no anarany zanak' i Jerohama, zanak' i Eliho, zanak' i Toho, zanak' i Zofa. |
Nisy lehilahy anankiray tany Ramataima-Sofima, any amin' ny tendrombohitr' i Efraima, atao hoe El-kanà, zanak' i Jerohama, zanak' i Eliò, zanak' i Taohò, zanak' i Sofa; Efrateana izy io. |
Il y avait un homme de Ramatayim>, un Çuphite> de la montagne d'Éphraïm>, qui s' appelait Elqana>, fils de Yeroham>, fils d'Élihu>, fils de Tohu>, fils de Çuph>, un Éphraïmite>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 12.20 |
As he went to Ziklag>, there fell to him of Manasseh>, Adnah>, and Jozabad>, and Jediael>, and Michael>, and Jozabad>, and Elihu, and Zilthai>, captains of the thousands that were of Manasseh>. |
Raha nankany Ziklaga izy, nisy tamin' ny Manase nanatona azy, dia Adna sy Jozabada sy Jediada sy Mikaela sy Jozabada sy Eliho ary Ziletahy, mpifehy arivo tamin' ny Manase. |
Raha niverina tany Sikelega izy dia nisy olona avy amin' i Manase, nanatona azy: Ednasa, Jozadaba, Jedihela, Mikaela, Jozadaba, Eliao ary Sabataì, tompon' arivo amin' i Manase ireny. |
Quelques Manassites> se rendirent à David> alors qu' il venait lutter avec les Philistins> contre Saül>. Mais ils ne leur prêtèrent pas main-forte car, s'étant consultés, les princes des Philistins> renvoyèrent David> en disant : " Il irait se rendre à son seigneur Saül> au prix de nos têtes! " |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 26.7 |
The sons of Shemaiah>; Othni>, and Rephael>, and Obed>, Elzabad>, whose brethren were strong men, Elihu, and Semachiah>. |
Ny zanakalahin' i Semaia dia Otny sy Refaela sy Obeda ary Elzabada mbamin' ireo rahalahiny, lehilahy mahay, dia Eliho sy Semakia. |
Zanakalahin' i Semeiasa: Otnì, Refaela, Obeda, Elzabada, mbamin' ireo rahalahiny, samy lehilahy mahery fo, ary Eliò sy Samakiasa. |
Fils de Shemaya> : Otni>, Rephaèl>, Obed>, Elzabad>, et ses frères les vaillants Élihu> et Semakyahu>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 27.18 |
Of Judah>, Elihu, one of the brethren of David>: of Issachar>, Omri> the son of Michael>: |
tamin' ny Joda dia Eliho, izay isan' ny rahalahin' i Davida; tamin' ny Isakara dia Omry, zanakalahin' i Mikaela; |
amin' i Jodà, Eliò rahalahin' i Davida; amin' Isakara, Amrì zanak' i Mikaela; |
Élihu>, l' un des frères de David>, les Judéens>, Omri> fils de Mikaèl> les Issacharites>, |
|
|
Book of Job |
Joba |
Joba |
Livre de Job |
... | ... | ... | ... | ... |
Job / Jb 32.2 |
Then was kindled the wrath of Elihu the son of Barachel> the Buzite>, of the kindred of Ram>: against Job> was his wrath kindled, because he justified himself rather than God>. |
Ary nirehitra kosa ny fahatezeran' i Eliho, zanak' i Barakela, Bozita, avy amin' ny fokon' i Rama; eny, tamin' i Joba no nirehetan' ny fahatezerany, satria nanao ny tenany ho marina noho Andriamanitra izy. |
Fa nirehitra tamin' izay kosa ny fahatezeran' i Elio, zanak' i Barakely, Bozita, fokon' i Rama. Nirehitra tamin' i Joba ny fahatezerany, satria io nihambo ho marina noho Andriamanitra. |
Mais voici que se mit en colère Élihu>, fils de Barakéel> le Buzite>, du clan de Ram>. Sa colère s' enflamma contre Job> parce qu' il prétendait avoir raison contre Dieu>; |
... | ... | ... | ... | ... |
Job / Jb 32.4 |
Now Elihu had waited till Job> had spoken, because they were elder than he. |
Ary Eliho mbola niandry an-dr' i Joba aloha vao niteny, fa ireo no ela niainana kokoa noho izy. |
Noho ny maha-zokiny azy ireo, dia niandry Elio, vao niteny tamin' i Joba. |
Tandis qu' ils parlaient avec Job>, Elihu avait attendu, car ils étaient ses anciens; |
... | ... | ... | ... | ... |
Job / Jb 32.6 |
And Elihu the son of Barachel> the Buzite> answered and said, I am young, and ye are very old; wherefore I was afraid, and durst not shew you mine opinion. |
ka dia niteny Eliho, zanak' i Barakela, Bozita, ka nanao hoe: Mbola tanora aho, fa ianareo kosa efa fotsy volo, koa dia niaoriandriana aho aloha, fa tsy sahy nanambara aminareo izay fantatro. |
Tamin' izay, dia niteny Elio, zanak' i Barakely, Bozita, ka nanao hoe: Izaho vao tanora, hianareo efa anti-panahy; ka izany no natahorako, tsy nahasahiako ny hampahalala anareo izay mba hevitro. |
Et il prit la parole, lui, Élihu>, fils de Barakéel> le Buzite>, et il dit : Je suis tout jeune encore, et vous êtes des anciens; aussi je craignais, intimidé, de vous manifester mon savoir. |
Job / Jb 34.1 |
Furthermore Elihu answered and said, |
Ary mbola niteny ihany Eliho ka nanao hoe: |
Dia nanohy indray Elio ka nanao hoe: |
Elihu reprit son discours et dit |
Job / Jb 35.1 |
Elihu spake moreover, and said, |
Ary mbola niteny ihany Eliho ka nanao hoe: |
Ary niteny indray Elio ka nanao hoe: |
Elihu reprit son discours et dit |
Job / Jb 36.1 |
Elihu also proceeded, and said, |
Ary mbola nandroso niteny ihany Eliho ka nanao hoe: |
Mbola niteny indray koa Elio ka nanao hoe: |
Elihu continua et dit |