|
|
|
|

Chapitres et versets citant Malkia

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 6.25 And the sons of Elkanah; Amasai, and Ahimoth. zanakalahin' i Mikaela, zanakalahin' i Beseia, zanakalahin' i Malkia, zanak' i Mikaela, zanak' i Basaiasa, fils de Mikaèl, fils de Baaséya, fils de Malkiyya,
1Tt / 1Tan 6.26 As for Elkanah: the sons of Elkanah; Zophai his son, and Nahath his son, zanakalahin' i Etny, zanakalahin' i Zera, zanakalahin' i Adaia, zanak' i Melkiasa, zanak' i Atanaia, zanak' i Zarà, fils d' Etni, fils de Zérah, fils d' Adaya,
...............
1Tt / 1Tan 9.12 And Adaiah the son of Jeroham, the son of Pashur, the son of Malchijah, and Maasiai the son of Adiel, the son of Jahzerah, the son of Meshullam, the son of Meshillemith, the son of Immer; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, ary Masay, zanak' i Adiela, zanak' i Jazera, zanak' i Mesolama, zanak' i Mesilemita, zanak' Imera. Adaiasa, zanak' i Jerohama, zanak' i Fasora, zanak' i Melkiasa; Maasaì zanak' i Adiela, zanak' i Jezrà, zanak' i Mosolama, zanak' i Mosolamita, zanak' i Emmera; Adaya, fils de Yeroham, fils de Pashehur, fils de Malkiyya, Maasaï fils de Adiel, fils de Yahzéra, fils de Meshullam, fils de Meshillémit, fils d' Immer.
...............
1Tt / 1Tan 24.9 The fifth to Malchijah, the sixth to Mijamin, ny fahadimy an' i Malkia, ny fahenina an' i Miamina, an' i Melkià ny fahadimy, an' i Maimàna ny fahenina, Malkiyya le cinquième, Miyyamîn le sixième,

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 10.25 Moreover of Israel: of the sons of Parosh; Ramiah, and Jeziah, and Malchiah, and Miamin, and Eleazar, and Malchijah, and Benaiah. Ary ny avy tamin' ny Isiraely koa: ny avy tamin' ny taranak' i Parosy dia Ramia sy Jizia sy Malkia sy Miamina sy Eleazara sy Malkia ary Benaia; Ny tamin' Israely dia izao: Tamin' ny taranak' i Farosa: Remeiasa, Jeziasa, Melkiasa, Miamima, Eliezera, Malkiasa, ary Banaiasa; Et parmi les Israélites des fils de Paréosh : Ramya, Yizziyya, Malkiyya, Miyyamîn, Eléazar, Malkiyya et Benaya;
...............
Ezr / Esd 10.31 And of the sons of Harim; Eliezer, Ishijah, Malchiah, Shemaiah, Shimeon, ary ny avy tamin' ny taranak' i Harima dia Eliezera sy Jisia sy Malkia sy Semaia sy Simeona tamin' ny taranak' i Harima: Eliezera, Jesiasa, Melkiasa, Semeiasa, Simeona, des fils de Harim : Eliézer, Yishshiyya, Malkiyya, Shemaya, Shiméôn,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.11 Malchijah the son of Harim, and Hashub the son of Pahathmoab, repaired the other piece, and the tower of the furnaces. Ny sasany koa mbamin' ny tilikambo misy ny fatana fandoroana dia namboarin' i Malkia, zanak' i Harima, sy Hasoba. zanak' i Pahatamoaba. Ny laniny sasany amin' ny manda sy ny tilikambon' ny Fatana fandoroana kosa, namboarin' i Melkiasa zanak' i Herema sy Hasoba zanak' i Fahata-Moaba. Malkiyya, fils de Harim, et Hashshub, fils de Pahat-Moab, réparèrent le secteur suivant jusqu'à la tour des Fours.
...............
Neh / Ne 3.14 But the dung gate repaired Malchiah the son of Rechab, the ruler of part of Bethhaccerem; he built it, and set up the doors thereof, the locks thereof, and the bars thereof. Ary ny vavahadin-jezika dia namboarin' i Malkia, zanak' i Rekaba, komandin' ny fehin' i Beti-hakerema; izy no nandrafitra izany sy nandatsaka ny lela-vavahadiny mbamin' ny hidiny sy ny vavombiny. Melkiasa zanak' i Rekaba, lehiben' ny faritanin' i Betakarama no nanamboatra ny vavahadin' ny Zezika; narafiny izy, dia nalatsany ny lela vavahady, mbamin' ny karetsaka sy ny barany. Quant à la porte du Fumier, Malkiyya, fils de Rékab, chef du district de Bet-ha-Kérem, la répara, lui et ses fils : il fixa ses battants, verrous et barres.
...............
Neh / Ne 3.31 After him repaired Malchiah the goldsmith' s son unto the place of the Nethinims, and of the merchants, over against the gate Miphkad, and to the going up of the corner. Manarakaraka io dia namboatra koa Malkia, isan' ny mpanefy volamena, hatramin' ny tranon' ny Netinima sy ny mpandranto, dia ny teo amin' ny tandrifin' ny vavahady Mifikada ka hatramin' ny trano ambony teo an-jorony. Manarakaraka azy, Melkiasa isan' ny fikambanan' ny mpanefy volamena, nanamboatra hatreo amin' ny tranon' ny Natieana sy ny mpivarotra, teo anoloan' ny vavahadin' i Mifkada ka hatreo amin' ny trano ambony eo anjorony. Après lui Malkiyya, de la corporation des orfèvres, répara jusqu'à la demeure des "donnés" et des commerçants, en face de la porte de la Surveillance, jusqu'à la salle haute de l' Angle.
...............
Neh / Ne 8.4 And Ezra the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah, and Shema, and Anaiah, and Urijah, and Hilkiah, and Maaseiah, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael, and Malchiah, and Hashum, and Hashbadana, Zechariah, and Meshullam. Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin' ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa. Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao an-kavanany, Matatiasa, Semeiasa, Aniasa, Oria, Helkiasa, Maasiasa; teo an-kaviany, Fadaiasa, Misaela, Melkiasa, Hasoma, Hasbadanà, Zakaria, Mosolama. Le scribe Esdras se tenait sur une estrade de bois, construite pour la circonstance; près de lui se tenaient : à sa droite, Mattitya, Shéma, Anaya, Uriyya, Hilqiyya et Maaséya, et, à sa gauche, Pedaya, Mishaèl, Malkiyya, Hashum, Hashbaddana, Zekarya et Meshullam.
...............
Neh / Ne 10.4 Hattush, Shebaniah, Malluch, Pasora, Amaria, Malkia, Fasora, Amariasa, Melkiasa, Pashehur, Amarya, Malkiyya,
...............
Neh / Ne 11.12 And their brethren that did the work of the house were eight hundred twenty and two: and Adaiah the son of Jeroham, the son of Pelaliah, the son of Amzi, the son of Zechariah, the son of Pashur, the son of Malchiah. Ary ny rahalahin' ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak' i Jerohama, zanak' i Pelalia, zanak' i Amzy, zanak' i Zakaria, zanak' i Pasora, zanak' i Malkia, mbamin' ny rahalahin' ireo, izay nanao ny raharaha tao an-trano: roa amby roapolo sy valon-jato; Adaiasa zanak' i Jerohama, zanak' i Feleliasa, zanak' i Amsì, zanak' i Zakaria, zanak' i Fasora, zanak' i Melkiasa, et ses frères qui vaquaient au service du Temple : 822; Adaya, fils de Yeroham, fils de Pelalya, fils d' Amçi, fils de Zekarya, fils de Pashehur, fils de Malkiyya,
...............
Neh / Ne 12.41 And the priests; Eliakim, Maaseiah, Miniamin, Michaiah, Elioenai, Zechariah, and Hananiah, with trumpets; ary ny mpisorona, dia Eliakima, Mahaseia, Miniamina, Mikaia, Elioenay, Zakaria ary Hanania, nitondra trompetra, sy Maasiasa, Semeiasa, Ajì, Johanàna, Melkiasa, Elama, ary Ezera. Dia injay, niredona ny mpihira mbamin' i Jezraiasa mpifehy azy. ainsi que les prêtres Elyaqim, Maaséya, Minyamîn, Mika, Elyoénaï, Zekarya, Hananya, munis de trompettes,
Neh / Ne 12.42 And Maaseiah, and Shemaiah, and Eleazar, and Uzzi, and Jehohanan, and Malchijah, and Elam, and Ezer. And the singers sang loud, with Jezrahiah their overseer. ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. Sorona maro no naterin' izy ireo, tamin' izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen' Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin' ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema. plus Maaséya, Shemaya, Eléazar, Uzzi, Yehohanân, Malkiyya, Elam et Ezer. Les chantres se firent entendre sous la direction de Yizrahya.

      Jodita Livre de Judith
Jdt 8.1 Nampandrenesina ireo teny ireo Jodita vehivavy mpitondra tena, zanakavavin' i Merarì, zanak' i Josefa, zanak' i Oziasa, zanak' i Elaì, zanak' i Jamnora, zanak' i Jedeona, zanak' i Rafaima, zanak' i Akitoba, zanak' i Melkiasa, zanak' i Enàna, zanak' i Nataniasa, zanak' i Salatiela, zanak' i Simeona, zanak' Israely. Elle était fille de Merari, fils d' Ox, fils de Joseph, fils d' Oziel, fils d' Elkia, fils d' Ananias, fils de Gédéon, fils de Raphen, fils d' Achitob, fils d' Elias, fils d' Helkias, fils d' Eliab, fils de Nathanaèl, fils de Salamiel, fils de Sarasadé, fils d' Israël.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
Jer / Jr 21.1 The word which came unto Jeremiah from the Lord, when king Zedekiah sent unto him Pashur the son of Melchiah, and Zephaniah the son of Maaseiah the priest, saying, Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, fony Zedekia mpanjaka naniraka an' i Pasora, zanak' i Malkia, sy Zefania, zanak' i Mahasela mpisorona, hankany aminy hanao hoe: Izao no teny avy amin' ny Tompo natao tamin' i Jeremia, raha nirahin' i Sedesiasa mpanjaka, ho any aminy, Fasora zanak' i Melkiasa sy Sofoniasa mpisorona, zanak' i Maasiasa, hanao aminy hoe: Parole qui fut adressée à Jérémie de la part de Yahvé, quand le roi Sédécias lui envoya Pashehur, fils de Malkiyya, et le prêtre Cephanya, fils de Maaséya, pour lui dire
Jer / Jr 38.1 Then Shephatiah the son of Mattan, and Gedaliah the son of Pashur, and Jucal the son of Shelemiah, and Pashur the son of Malchiah, heard the words that Jeremiah had spoken unto all the people, saying, Ary Safatia, zanak' i Matana, sy Gedalia, zanak' i Pasora, sy Jokala, zanak' i Semelia, ary Pasora, zanak' i Malkia, dia nandre ny teny izay efa nolazain' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra nanao hoe: Tamin' izay Safatiasa zanak' i Matana, Gedeliasa zanak' i Fasora, ary Jokaly zanak' i Selemiasa, ary Fasora zanak' i Melkiasa, dia nandre ny teny nolazain' i Jeremia tamin' ny vahoaka rehetra hoe: Mais Shephatya, fils de Mattân, Gedalyahu, fils de Pashehur, Yukal, fils de Shélémyahu, et Pashehur, fils de Malkiyya, entendirent les paroles que Jérémie adressait à tout le peuple
...............
Jer / Jr 38.6 Then took they Jeremiah, and cast him into the dungeon of Malchiah the son of Hammelech, that was in the court of the prison: and they let down Jeremiah with cords. And in the dungeon there was no water, but mire: so Jeremiah sunk in the mire. Ary naka an' i Jeremia izy ka nandatsaka azy tao amin' ny lavaka famorian-dranon' i Malkia, zanak' andriana, izay tao amin' ny kianjan' ny trano fiambenana; ary nampidininy tamin' ny mahazaka Jeremia. Ary tsy nisy rano tao amin' ny lavaka, fa fotaka fotsiny ihany, ka dia nilentika tamin' ny fotaka Jeremia. Dia noraisin' izy ireo Jeremia, ka nampidininy tao an-davak' i Melkiasa, zanak' andriana, ao an-kianjan' ny fiambenana; mahazaka no nampidinana an' i Jeremia tao an-davaka izay tsy nisy rano, fa fotaka ihany, ka nilentika tanaty fotaka Jeremia. Ils se saisirent donc de Jérémie et le jetèrent dans la citerne de Malkiyyahu, fils du roi, dans la cour de garde; ils le descendirent à l' aide de cordes. Dans cette citerne il n' y avait point d' eau, mais de la vase, et Jérémie s' enfonça dans la vase.