|
|
|
|

Chapitres et versets citant Maraiota

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 5.32 ary Ozy niteraka an' i Zerahia; ary Zerahia niteraka an' i Meraiota; Ozi niteraka an' i Zaraiasa, Zaraiasa niteraka an' i Meraiota, Uzzi engendra Zerahya, Zerahya engendra Merayot,
1Tt / 1Tan 5.33 ary Meraiota niteraka an' i Amaria; ary Amaria niteraka an' i Ahitoba; Meraiota niteraka an' i Amariasa, Amariasa niteraka an' i Akitoba, Merayot engendra Amarya, Amarya engendra Ahitub,
...............
1Tt / 1Tan 6.37 The son of Tahath, the son of Assir, the son of Ebiasaph, the son of Korah, Meraiota no zanakalahin' i Zerahia, Amaria no zanakalahin' i Meraiota, Ahitoba no zanakalahin' i Amaria, Meraiota zanany, Amariasa zanany, Merayot son fils, Amarya son fils, Ahitub son fils,
...............
1Tt / 1Tan 9.11 And Azariah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, the ruler of the house of God; sy Azaria, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra, Azariasa, zanak' i Helkiasa, zanak' i Mosalama, zanak' i Sadaoka, zanak' i Maraiota, zanak' i Akitoba, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra; Azarya fils de Hilqiyya, fils de Meshullam, fils de Sadoq, fils de Merayot, fils d' Ahitub, chef du Temple de Dieu.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 7.3 The son of Amariah, the son of Azariah, the son of Meraioth, zanak' i Amaria, zanak' i Azaria, zanak' i Meraiota, zanak' i Amariasa, zanak' i Azariasa, zanak' i Maraiota, fils d' Amarya, fils de Azarya, fils de Merayot,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.11 Seraiah the son of Hilkiah, the son of Meshullam, the son of Zadok, the son of Meraioth, the son of Ahitub, was the ruler of the house of God. Ary Seraia, zanak' i Hilkia, zanak' i Mesolama, zanak' i Zadoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Ahitoba, no mpanapaka ny tranon' Andriamanitra. Jasina, Saraiasa zanak' i Helkiasa, zanak' i Mosolama, zanak' i Sadaoka, zanak' i Meraiota, zanak' i Akitoba, andriandahy amin' ny tranon' Andriamanitra, Seraya, fils d' Hilqiyya, fils de Meshullam, fils de Sadoq, fils de Merayot, fils d' Ahitub, chef du Temple de Dieu,
...............
Neh / Ne 12.15 Of Harim, Adna; of Meraioth, Helkai; ny avy tamin' i Hadma dia Adna; ny avy tamin' i Meraiota dia Helkay; Ednà avy amin' i Haràma; Helkì avy amin' i Maraiota; famille de Harim : Adna; famille de Merayot : Helqaï;