|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 29.24 |
And Laban> gave unto his daughter Leah> Zilpah his maid for an handmaid. |
Ary nomen' i Labana an' i Lea zananivavy Zilpa ankizivaviny hanompo azy. |
Ary Zelfa ankizivaviny natolony hanompo an' i Lià zanany vavy. |
Laban> donna sa servante Zilpa comme servante à sa fille Léa>. - |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 30.9 |
When Leah> saw that she had left bearing, she took Zilpah her maid, and gave her Jacob> to wife. |
Ary rehefa hitan' i Lea fa efa nitsaha-jaza izy, dia naka an' i Zilpa ankizivaviny izy, ka nomeny ho vadin' i Jakoba koa. |
Rahefa hitan' i Lià fa nitsaha-jaza izy, dia nalainy Zelfa ankizivaviny ka nomeny ho vadin' i Jakoba. |
Léa>, voyant qu' elle avait cessé d' avoir des enfants, prit sa servante Zilpa et la donna pour femme à Jacob>. |
Gen / Jen 30.10 |
And Zilpah Leah>' s maid bare Jacob> a son. |
Ary Zilpa, ankizivavin' i Lea, dia niteraka zazalahy tamin' i Jakoba. |
Ary nitera-dahy tamin' i Jakoba Zelfa ankizivavin' i Lià. |
Zilpa, la servante de Léa>, enfanta à Jacob> un fils. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 30.12 |
And Zilpah Leah>' s maid bare Jacob> a second son. |
Ary Zilpa, ankizivavin' i Lea, dia niteraka zazalahy faharoany tamin' i Jakoba. |
Fa nitera-dahy fanindroany tamin' i Jakoba indray Zelfa, ankizivavin' i Lià. |
Zilpa, la servante de Léa>, enfanta à Jacob> un second fils. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 35.26 |
And the sons of Zilpah, Leah>' s handmaid: Gad>, and Asher>: these are the sons of Jacob>, which were born to him in Padanaram>. |
ary ny zanak' i Zilpa, ankizivavin' i Lea, kosa dia Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin' i Jakoba izay naterany tany Mesopotamia. |
Zanak' i Zelfah, ankizivavin' i Lià: Gada sy Asera. Ireo no zanakalahin' i Jakoba, naterany tany Padan-Arama. |
Les fils de Zilpa, la servante de Léa> : Gad> et Asher>. Tels sont les fils qui furent enfantés à Jacob> en Paddân-Aram>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 37.2 |
These are the generations of Jacob>. Joseph>, being seventeen years old, was feeding the flock with his brethren; and the lad was with the sons of Bilhah>, and with the sons of Zilpah, his father' s wives: and Joseph> brought unto his father their evil report. |
Ary izao no tantaran' i Jakoba: Rehefa fito ambin' ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin' ny rahalahiny izy (fa mbola zaza izy), dia tamin' ny zanak' i Bila sy ny zanak' i Zilpa, vadin' i Jakoba rainy; ary Josefa nitati-bolana tamin-drainy. |
Izao no tantaran' i Jakoba: Rahefa fito ambin' ny folo taona Josefa, dia niara-niandry ondry tamin' ny rahalahiny. Noho izy mbola zaza, tafaraka tamin' ireo zanak' i Balà sy tamin' ireo zanak' i Zelfah vadin-drainy; ka nanambara tamin-drainy ny tati-bolan-dratsy momba azy ireo Josefa. |
Voici l' histoire de Jacob>. Joseph> avait dix-sept ans. Il gardait le petit bétail avec ses frères, - il était jeune, - avec le fils de Bilha> et les fils de Zilpa, femmes de son père, et Joseph> rapporta à leur père le mal qu' on disait d' eux. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.18 |
These are the sons of Zilpah, whom Laban> gave to Leah> his daughter, and these she bare unto Jacob>, even sixteen souls. |
Ireo no zanak' i Zilpa, izay nomen' i Labana an' i Lea zananivavy, ary ireo no naterany tamin' i Jakoba, dia enina ambin' ny folo izy. |
Ireo no zanakalahin' i Zelfah, ankizivavy nomen' i Labàna an' i Lià, zanany vavy, ireo no naterany tamin' i Jakoba. Enina ambin' ny folo izy. |
Tels sont les fils de Zilpa, donnée par Laban> à sa fille Léa>; elle enfanta ceux-là à Jacob>, seize personnes. |