|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 46.13 |
And the sons of Issachar>; Tola>, and Phuvah>, and Job>, and Shimron>. |
Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Pova sy Joba ary Simrona. |
Zanak' Isakara: Tola, Foa, Joba, ary Semrona. |
Les fils d' Issachar> : Tola>, Puvva>, Yashub> et Shimrôn. |
|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 26.24 |
Of Jashub>, the family of the Jashubites>: of Shimron>, the family of the Shimronites>. |
avy tamin' i Jasoba ny fokon' ny Jasobita; avy tamin' i Simrona ny fokon' ny Simronita, |
ny fokon' ny Jasobita avy tamin' i Jasoba; ny fokon' ny Semranita avy tamin' i Semrana. |
pour Yashub>, le clan Yashubite> ; pour Shimrôn, le clan Shimronite>. |
|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
Jos 11.1 |
And it came to pass, when Jabin> king of Hazor> had heard those things, that he sent to Jobab> king of Madon>, and to the king of Shimron, and to the king of Achshaph>, |
Ary rehefa nahare Jabina, mpanjakan' i Hazora, dia naniraka tany amin' i Jobaba, mpanjakan' i Madona, sy ny mpanjakan' i Simrona sy ny mpanjakan' i Aksafa, |
Nony nandre izany Jabina, mpanjakan' i Asora, dia nandefa iraka, nankany amin' i Jobaba mpanjakan' i Madona, sy amin' ny mpanjakan' i Semerona, sy amin' ny mpanjakan' i Aksafa, |
Lorsque Yabîn>, roi de Haçor>, eut appris cela, il fit informer Yobab>, roi de Mérom>, le roi de Shimrôn, le roi d' Akshaph> |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 12.20 |
The king of Shimronmeron, one; the king of Achshaph>, one; |
ny mpanjakan' i Simrona-merona, iray; ny mpanjakan' i Aksafa, iray; |
ny mpanjakan' i Semerona, iray; ny mpanjakan' i Aksafa, iray; |
Le roi de Shimrôn Merôn>, un; le roi d' Akshaph>, un; |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 19.15 |
And Kattath>, and Nahallal>, and Shimron, and Idalah>, and Bethlehem>: twelve cities with their villages. |
Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin' ny folo sy ny zana-bohiny. |
Ny tanàna dia Kateta, Naalola, Semerona, Jedalà sy Betilehema, tanàna roa ambin' ny folo ary ny zanabohiny. |
avec Qattat>, Nahalal>, Shimrôn, Yiréala> et Bethléem> : douze villes avec leurs villages. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
1Tt / 1Tan 7.1 |
Now the sons of Issachar> were, Tola>, and Puah>, Jashub>, and Shimrom, four. |
Ary ny zanakalahin' Isakara dia Tola sy Poa sy Jasoba ary Simrona; efatra izy. |
Zanakalahin' Isakara: Tolà, Foà, Josoba ary Simerona: efatra izy. |
Pour les fils d' Issachar> : Tola>, Pua>, Yashub>, Shimrôn : quatre. |