|
|
|
|

Entrée1  manaratsy
Radical  2  ratsy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao izay haharatsy: Aza manaratsy tarehy toy izao ianao
Manao ho ratsy: Tsy mety ny manaratsy ny tsara fa izany no manao hala volo
Manendrikendrika, manoso-potaka, manabanty, manao tsinontsinona, manaboka: Manaratsy ny namany foana Rabe
Explications en anglais  5  [1.7] to speak evil of
Explications en français  6  [1.107] diffamer
7  [1.3, 1.8] calomnier
8  [1.3] dénigrer, rendre mauvais, laid, vilain: manaratsy ahy lalandava izy (il me dénigre sans cesse)
Exemples  9  Mpitovo manan'anaka manaratsy an-dreniny [2.131]
10  Raha misy vehivavy manaratsy loatra, dia hevero fa angamba sahala izy sy i Nestina. [2.285#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Analogues  15  manebaka, manamavo, mamasoka, manabanty, manazimba, manaboka, manafoka, maniny, manakiana, manakizaka, manizakiza, manambany, manatsizarizary, manao ambanin-javatra, manao tsinontsinona, manenitra, mamotsifotsy, maniratsira, manevateva, mamingavinga, manitsakitsaka, manosihosy
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot manaratsy

Anagrammes  19  anatsiram, isantaram, isatranam, manaratsy, mañatsary, manatsira, manisatra, maratsañy, matsiraña, misantara, misatrana, siramanta

Mis à jour le 2023/05/14