Entrée |
ambany
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka:
Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. Enti-milaza toerana tsindrian'ny...:
Misy vola ao ambany ondana ao Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1]
|
Explications en anglais | Under [1.7]
|
Explications en français | En bas, au dessous [1.8]
|
Dérivés |
|
Antonymes |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
|
Entrée |
ambany
|
Partie du discours | préposition
|
Explications en anglais | Down [1.2, 1.7]
|
| [root vany.] Under, beneath, below [1.2]
|
Explications en français | Sous, bas [1.8]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
|
Entrée |
ambany
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
Andrefana [1.78]
|
Explications en anglais | [Provincial]
The west [1.2]
|
Vocabulaire |
|