Entrée ambina
Partie du discours nom
Définition malgache Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako
¶ Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [Rajemisa 1985]
Définition anglaise watch, guard, patrol. See andry [Richardson 1885]
 a watch, a guard [Hallanger 1973]
Définition française action de garder, de surveiller [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [Randriamamonjy: Tantara]
2Ireny rehetra ireny dia samy nety hanimba ny andian' ondry ratsy ambina. [White: Patriarka]
Citations 

Entrée ambina
Partie du discours nom
Définition malgache Zara tsara, vintana tsara [Rajemisa 1985]
Définition anglaise used in the following: ambinina, manambina [Richardson 1885]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/05/03