Entrée fanambinana (ambina)
Partie du discours nom
Définition malgache Vintana tsara avy amin' ny lahatra
¶ Tsodrano, fitahiana avy amin' Andriamanitra: Fanambinana lehibe ny nahavitonao fianarana talohan' ny ady [Rajemisa 1985]
Définition anglaise good fortune [Hallanger 1973]
Définition française prospérité, la chance [Hallanger 1974]
Citations 

2009/02/23