Entrée miambina (ambina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manara-maso na mitandrina olona na biby na zavatra napetraka eo ambany fiadidian' ny tena mba hiaro azy tsy ho simbasimba foana na hisakana azy tsy handositra: Soa ihany fa miay polisy miambina ny vohitra amin' ny alina ~ Iza no miambina ny gadra anio [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be on the watch, to be on guard, to keep guard; to guard, to watch. [Richardson 1885]
 to watch, to guard [Hallanger 1973]
Définition française surveiller, garder [Hallanger 1974]
Exemples 
1Ny Vazahan' ny tranomilina lasa daholo, i Beomby no sisa Vazaha ao, izy sy ny mpiasany no miambina ny tanànany. [Andraina: Mitaraina, page 212]
2Koa nahoana hianao no tsy niambina ny mpanjaka tomponao? [Baiboly: 9:026:015/1 Samoela 26:15..]
Morphologie 
miambina
niambina
hiambina
miambèna
Citations 

2013/10/10