Entrée mifanambina (ambina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitondra soa ho an' ny ankilany avy ny fiarahan' ny roa tonta: Nifanambina izy mivady fa sady niteraka maro no nahangona harem-be [1.1]
Exemples ny mifanambina azy kosa dia ny adimizana sy alakaosy. [1.381]
Morphologie 
Présent : mifanambina
Passé : nifanambina
Futur : hifanambina

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/07