Entrée ambony
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany
¶ Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   Above, over, higher in rank. The opposite to ambany [Richardson 1885]
   above, up
¶ ambònin'ny ... : above ... [Hallanger 1973]
Définition française   en haut, au-dessus
¶ ambònin' ny ... : au-dessus de ... [Hallanger 1974]
Dérivations  
Antonymes  
Mots composés, titres, noms  

Entrée ambony
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka
¶ Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy
¶ Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony.
¶ Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [Rajemisa 1985]

Entrée ambony
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Sihanaka] atsinanana [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   [Provincial] The east [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Entrée ambony
Partie du discours   adverbe [liste]
Définition malgache   [Taisaka] indray [Rakotosaona 1972]
Synonymes   ambola

Mis à jour le 2015/12/11