|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tambany
Radical  2 ambany
Partie du discours  3  adverbe au passé [Liste complète]
Exemples  4  Nana-miaramila mpanafika Oziasa, izay nandeha nanafika isan-tokony, mandry an' isany araka ny fanisana nataon' i Jehiela mpanoratra, sy Maasiasa mpitandrin-draharaha, tambany fifehezan' i Hananiasa, anankiray amin' ny komandin' ny mpanjaka. [2.996#]

Entrée (2/2)5  tambany
Radical  6 ambany
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8 Olona avy any amoron-tsiraka, izay toerana ivaiva na ambany miolotra amin' ny eto afovoan-tany. [1.1]
Explications en français  9 littéralement "habitants des régions basses" : les gens de la côte. [1.5]
Synonymes  10 tanindrana, tantsiraka

Anagrammes  11 tambany, 12 tambina

Mis à jour le 2025/09/12