| Entrée (1/4) | 1 zoma |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Zohy, lava-bato
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 for zohy
[Provincial]
[1.2] |
| Synonymes | 5 zohy |
| Entrée (2/4) | 6 zoma |
| Partie du discours | 7 nom |
| Explications en malgache |
8 toerana masina itahirizana ny jinin'ampanjaka
[Masikoro]
[2.606#153] |
| Entrée (3/4) | 9 zomà |
| Partie du discours | 10 nom |
| Explications en malgache |
11 Andro fahenina amin'ny herinandro,
12 manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy. 13 Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana 14 toy ny Alatsinainy ny Zomà; 15 natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe 16 "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. 17 "Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika 18 loatra alohan'ny fotoana [1.1] |
| Explications en anglais |
19 Friday
[1.2, 1.7] |
| Explications en français |
20 Vendredi
[1.3, 1.6, 1.8, 1.9] 21 (ar.) vendredi. Var. le plus usuel joma [1.14] |
| Exemples |
22 Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.
[2.470]
|
| Vocabulaire | 23 Temps |
| Autres orthographes | 24 ajoma |
| Hypéronyme |
|
| Co-hyponymes |
|
| Tous les mots composés | 33 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 34 Proverbes contenant ce mot |
| Tableaux et planches |
35 Mesure du temps |
| Entrée (4/4) | 36 Zomà |
| Partie du discours | 37 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
38 Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io
[1.1] |
| Explications en anglais |
39 The place of holding Friday's market
40 [Swa. juma; Ar. El-dsùm'a, congregation day.] [1.2] 41 The Friday market-place [1.7] |
| Explications en français |
42 Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive
[1.3] 43 Marché de vendredi; place de marché (vendredi) [1.8] |
| Vocabulaire | 44 Géographie: agglomérations |
| Citations | 45 Textes citant ce mot |
| Illustrations |
|
| Anagrammes | 46 mazò, 47 Moza, moza, 48 ZOAM, Zomà, zoma, zomà |
| Mis à jour le 2025/11/21 |
|