|
|
|
|

Entrée (1/2)1  alahady
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 andro voalohany amin'ny herinandro; tamin'ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mandevina raha misy maty fandrao mahafolaka an-dantony, fa zokinandro ny alahady. [1.1]
Explications en anglais  4 Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.] [1.2]
5 Sunday [1.7]
Explications en français  6 le dimanche [1.3]
7 dimanche [1.8, 1.5, 1.9]
Exemples  8  Koa tamin'io alahady maraina io dia nahita an-dRandrianaivo tao an-tokotaniny izy. [2.324]
9  Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady. [2.470]
Vocabulaire  10  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tous les mots composés  19  3 combinaisons de ce mot
Proverbes  20  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  21  Mesure du temps

Entrée (2/2)22  Alahady
Partie du discours  23  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Explications en anglais  24 the name of the places where the markets were formerly held on that day. [1.2]
Explications en français  25 jadis, nom des marchés tenus le dimanche. [1.3]
Vocabulaire  26  Géographie: agglomérations

Anagrammes  alahady, Alahady

Mis à jour le 2025/12/08