Entrée zaitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely
Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1]
Explications en anglais Sewing [1.7]
Explications en français Couture [1.8]
Exemples Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. [2.472]
Dérivés 
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31