Entrée zinaitra (zaitra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Voazaitra, nozairina, akambana na atohy amin' ny kofehy: Tsy mba lambo nozinaitro izany [1.1]
Explications en français Cousu [1.3]
Morphologie 
Présent : zinaitra, zinaitrako, zinaitranao, zinaitrany, zinaitrantsika, zinaitranay, zinaitranareo, zinaitran'
Passé : nozinaitra, nozinaitrako, nozinaitranao, nozinaitrany, nozinaitrantsika, nozinaitranay, nozinaitranareo, nozinaitran'
Futur : hozinaitra, hozinaitrako, hozinaitranao, hozinaitrany, hozinaitrantsika, hozinaitranay, hozinaitranareo, hozinaitran'
Synonymes voazaitra

Mis à jour le 2023/01/20