| Entrée | 1 voazaitra | 
| Radical | 2 zaitra | 
| Partie du discours | 3 participe passé | 
| Explications en français | 4   cousu [1.3#866] | 
| Exemples | 5   Nefa dia voazaitra ihany ny lamba.
[2.332#63] 6 Nisy ny akanjo voazaitra, nefa tsy tratran' ny volako ireny [2.4#53] | 
| Synonymes | 7 zinaitra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |