| Entrée | 1 zairina |
| Radical | 2 zaitra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 (lamba) Akambana amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Nozairin' i Neny ny akanjoko.
5 Avitrana, atohy: Nozairin' i Dadany fihavananay. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be sewed.
[1.7] |
| Explications en français |
7 qu'on coud.
[1.8] |
| Exemples |
8 Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 rainazy, 15 zairina |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|