|
|
|
|

Entrée1  fanjairana
Radical  2 zaitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo. [1.1]
Explications en anglais  5 the act of sewing, sewing. [1.7]
Explications en français  6 L'action de coudre, l’instrument, l’endroit. [1.3#866]
7 couture. [1.8]
Exemples  8  Maka tranon' afokasoka roa, kofehy fanjairana lavalava. [2.445#]
9  ka eo amin'ny fanambadiana ankehitriny, dia ny milina fanjairana sy ny fandefasana kapila no voalohany takian' ny tovovavy hoentiny mitokan-trano. [2.606#]
Tous les mots composés  10 milina fanjairana
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 fanjairana, 13 fanjariana

Mis à jour le 2025/11/09