Entrée volombava (volo, vava)
Partie du discours nom
Explications en malgache Volo maniry eo ambonin' ny molotra ambony: Rehefa miresaka Rangahy io, jereo tsara fa aolanolany ny volombavany
¶ Ny volo maniry eo ambany saoka, izay atao hoe "Volon-tsòmaka" amin' ny tena anarany: Ingahibe be volombava [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a beard, a moustache [Hallanger 1973]
Explications en français barbe, moustache [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31