| Entrée | 1 voky |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Feno ny kibo ka tsy te hihinana intsony: Misaotra fa voky, tompoko!.
4 Manan-karena: Ireny olona efa voky ka hifaninananao?. 5 Afa-po, afa-diana: Tsy mety voky tamin' ny fijerena izany zavatra mahafinaritra izany ny masoko. [1.1] |
| Explications en anglais |
6 filled, satiated, satisfied.
[1.7] |
| Explications en français |
7 rassasié, satisfait.
[1.3#849, 1.8] 8 qui en a assez. 9 comblé de richesses. [1.3#849] |
| Exemples |
10 mbola tsy nifamahana ka voky?
[2.131]
11 Homàna fa izahay efa voky. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 36 afadiana, 37 afapo, 38 boboka, 39 feno, 40 miatiaty |
| Tous les mots composés | 41 6 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 42 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 43 viko, 44 voky |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|