Entrée | 1 famokisana |
Radical | 2 voky |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fanomezana sakafo betsaka: Hatao ahoana no famokiaano ireto vahoaka maro be ireto Famporisihana, fitarihana, fambosiana: Mendri-tsazy mafy ny famokisana ny vahoakatoy itony [1.1] |
Explications en français |
5 L’action de rassasier, d’exciter, de pousser à la désobéissance, à la révolte, le motif, le moyen [1.3#849] |
Exemples |
6 Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon' i Ptolemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin' ny Jody ao amin' ny tanàna greka manolotra azy, sady hanao sorona;
[2.996#]
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |