|
|
|
|

Entrée1 voatsiary
Mots élémentaires  2voa, 3tsy, 4ary
Partie du discours  5 nom
Explications en français  6fruit qui n'existe pas.
7impossible. [1.3]
8(de voa : fruit ; tsy : négation ; et ary : créé, auquel Dieu a donné naissance). Ce nom signifie littéralement : « fruit imaginaire », « qui n'a pas été créé ». C'est une expression très curieuse employée surtout dans les contes et les légendes.. [Merina] [1.196]
Exemples  9 voatsiary ilaiko aminao izany; [2.69#288]
10 Fa ny iray sotro asisika, ary ny iray nila voatsiary. [2.293#21]
11 Fa natahotra anao aho, satria olona mila voatsiary ianao ka maka izay tsy napetrakao, ary mijinja izay tsy nafafinao. [2.996#49.019.021]

Mis à jour le 2025/11/02