Entrée voa~
Partie du discours préfixe [Mots avec voa~]
Définition malgache Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavèla (vela): forgiven [Hallanger 1973]
Définition française préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné [Hallanger 1974]
 le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés)
¶ le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka [Rajemisa: Grammaire]
Définition française Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir. [Boiteau 1997]
Morphologie 
voa~
voa~
ho voa~

Entrée voa
Partie du discours participe
Définition malgache Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy
¶ Azo: Voan' ny sery aho izany
¶ Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko
¶ Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko
¶ Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho
¶ Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana
¶ Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: mibabaka ~ miboiboy ~ midradraka ~ mikidradraka ~ tratra
Mitovy hevitra: lambam-bary ~ lany ringana ~ lany ripaka ~ lany tamingana ~ raraka ompana ~ tsy nisy niangana ~ voa daholo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise struck, hit; wounded [Hallanger 1973]
Définition française atteint, frappé; blessé [Hallanger 1974]
Définition française atteint, touché, pris, capturé, blessé
¶ au sens figuré : déshonoré, taché, etc. [Boiteau 1997]
Dérivations 
Morphologie 
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
ho voa
ho voako
ho voanao
ho voany
ho voantsika
ho voanay
ho voanareo
ho voan'
ho voan-
ho voam-
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée voa
Partie du discours nom
Définition malgache Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny
¶ Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka
¶ Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile [Rajemisa 1985]
Définition anglaise fruit; seed grain [Hallanger 1973]
Définition française fruit; graine [Hallanger 1974]
Définition française Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
-boa
-boako
-boanao
-boany
-boantsika
-boanay
-boanareo
-boan'
-boan-
-boam-
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

Entrée voa
Partie du discours nom
Définition malgache Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay if oronan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany. ~ [Rajemisa 1985]
Définition anglaise kidneys [Hallanger 1973]
Définition française rein, rognons [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 

Entrée voa
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] tevika (aretina) [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire 

2019/02/09