Entrée fahavoazana (voa)
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamihatra nampiditra fahasahiranana: Loza ny fahavoazako fa hadinoko ny nanisy lasantsy ny fiara talohan' ny hiaingàna
¶ Faty antoka: Telo alina ariary no fahavoazan-dRabe tamin' ilay haintrano iny [Rajemisa 1985]
Définition anglaise defeat, failure, misfortune [Hallanger 1973]
Définition française défaite, insuccès, malheur [Hallanger 1974]
Citations 

2009/09/01