|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vady
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Rapports: famille
Explications en malgache  4  Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso) [1.1]
Explications en anglais  5  a spouse [1.7]
Explications en français  6  époux, épouse [1.3#797, 1.8]
Exemples  7  Izy mianaka angaha no vady aman-janakao? [2.4]
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Verbes passifs :
10  Verbes relatifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Analogues  13  Namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano
Mots composés 
Titres 
Proverbes  34  Proverbes contenant le mot vady
Article  35  Randzavola: vady ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Entrée (2/2)36  vady
Partie du discours  37  nom
Explications en malgache  38  Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity? 39  Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily [1.1]
Explications en anglais  40  one of a pair [1.7]
Explications en français  41  ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon [1.3#797]42  l'un d'une paire [1.8]
Dérivés 
43  Verbes actifs :
44  Verbes passifs :
Analogues  45  Namana, andefimandry, taolan-tehezana, anjara, anjara tokantrano, tokantrano
Mots composés 
Proverbes  47  Proverbes contenant le mot vady

Anagrammes  48  davy, vady

Mis à jour le 2023/06/05