| Entrée | 1 fanambadiana |
| Radical | 2vady |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4vady: Manaña fanambadiana hanañan'anaky fa ñ'ajaja no anañan'ila ko (n'ila no mandofo maty (manana vady hananan-janaka fa ny zaza no ananana olon-kanampy amin'izay mahatery).
[Tanala]
[1.78] 5Fikambanan' ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka.. 6(Amin' ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra: ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana). [1.1] |
| Explications en anglais |
7marriage, the married state.
[1.7] |
| Explications en français |
8mariage.
[1.3#797, 1.8] 9l'action d'épouser, le motif. [1.3#797] 10la vie de ménage. [1.8] |
| Exemples |
11 Tonga ny zoma hanaovana ny fanambadiana.
[2.606]
12 Fa ny anareo sy Sahondra no fanambadiana marina? [2.529] 13 Toa moramora aminao ery izany handrava fanambadiana, ry Mavo. [2.643] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 168 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 18Randzavola: fanambadiana ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|