|
|
|
|

Entrée1  mpanambady
Radical  2 vady
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 Celui qui est marié, les époux. [1.3#797]
Exemples  5  Noho izany, tonony mazava ny anaran' ny mpanambady. [2.346]
6  Haverin' ny ankizy ho mpanambady indray isika roa e. [2.470#52]
7  Nony vita ny sakafo dia niainga ny mpanambady sy ny vahiny namonjy ny fiangonan' i Lohomby. [2.356#87]
Vocabulaire  8  Rapports: famille
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02