|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  tsofoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy [1.1]
4 tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny [1.13]
Explications en français  5 Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
6 ~ar~ : tsarapaka, karepoka
7 ~in~ : hinana, finaritra
8 ~om~ : homehy, tomany
9 ~or~ : tsoropaka, ngorodona
10 Autres infixes:
11 ~in~ : finidy (fidy)
12 ~n~ : inty (ity)
13 ~re~ : ireo (io)
14 ~za~ : izatsy (itsy) [1.12]
15 infixe [1.13]
Exemples  16  Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643]
Vocabulaire  17  Linguistique
Synonymes  18 sisika
Analogues  19  tovana, 20  tovona, 21  tsirinteny, 22  tsirinteny
Tableaux et planches  23  Tous les affixes

Entrée (2/2) 24  tsofoka
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26 Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... [1.1]
Explications en français  27 encastrement [1.13]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :

Mis à jour le 2026/04/23